- Alatsinainy 26 Martsa 2018
Toekarena.Ady amin’ny fahantrana Olona an-jatony no nomen’ny Openflex fiofanana maimaimpoana
Olona an-jatony no indray nomen’ny Ong Stileex ahitana ny Openflex fiofanana maimaimpoana ny sabotsy teo, teny amin’ny Forello Expo Tanjombato nandritra ilay “Salon Asia Enjoy Madagascar”
Hamaky ny tohiny
