• Zoma 30 Martsa 2018
Toekarena.Orinasa HBSN Miahy ny hatsarana ara-boajanahary

“Notre priorité est votre bien être naturellement.” Ny hatsaranao amin’ny alalan’ny fampiasana ireo vokatra natoraly no filamatry ny orinasa HBSN na « Huile de beauté et soins naturels ».

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Martsa 2018
Toekarena.« Sahamaitso » Manome lanja ny vokatra Malagasy

Sambany no hisy tsenabe entina hanasongadinana ny asa tanana Malagasy sy vokatry ny tany ny 01 sy ny 02 aprily ho avy izao eny Ombalahivato Ambohimalaza ao anatin’ilay hetsika “Sahamaitso” andiany voalohany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Martsa 2018
Toekarena.Fizahan-tany eto Madagasikara Mbola mila ezaka goavana

Mbola vitsy ny mpizahatany resy lahatra mankaty Madagasikara. Misy mantsy ny laza ratsy ka mahatonga ny fizahantany tsy mivoatra mihitsy. Anisan`ny firenena miaina anaty loto i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Martsa 2018
Toekarena.Fanakatonana ny AAA-Tiko Nihetsika ny mpiompy ao Betafo

Miitatra ny fitarainan’ny tantsaha sy ny mpiompy manoloana ny fikatonan’ny AAA-Tiko.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Martsa 2018
Toekarena.Famahana ny olana ara-toekarena Tsy maintsy mila fitoniana politika

Nanomboka omaly no notanterahina tetsy amin’ny hotely Carlton ny fihaonambe ara-toekarena nasionalin’i Madagasikara. Sambany no nisy an’izany teto ary ny faribolan’ny mpandinika ny hary sy ny toekarena eto Madagasikara (CREM) no nikarakara ity hetsika ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Martsa 2018
Toekarena.Fampandrosoana eny ifotony Kaominina miisa 992 no nahazo famatsiam-bola

Kaominina miisa 992 tamin’ireo 1.059 nanao fangatahana tamin’ny banky iraisam-pirenena omaly no notolorana taratasim-bola 15 tapitrisa Ar avy teny amin’ny efitrano fandraisana fivoriana iraisam-pirenena eny Ivato.

Hamaky ny tohiny
FTT