• Zoma 06 Aprily 2018
Toekarena.Sendikan’ny indostria eto Madagasikara “Mila vahaolana haingana ny seranan-tsambon’i Toamasina”

Mangataka ny hijerena vahaolana haingana mikasika ireo entan’ny mpandraharaha Malagasy mihitsoka ao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina amin’izao ny filohan’ny sendikan’ny indostria eto Madagasikara Atoa Fredy Rajaonera. misedra olana avokoa ny orinasa Malagasy, hoy izy na ho an’ireo mpanondrana entana na ho an’ireo mpanafatra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Aprily 2018
Toekarena.Fandraharahana amin’ny fambolena Mila vahana ireo olan’ny tantsaha

Mampivoatra haingana be ny tontolo ambanivohitra sy paika tena mahomby ny fidirana amin’ny fandraharahana amin’ny fambolena na ny agribusiness.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Aprily 2018
Toekarena.Sehatra harena ankibon’ny tany Maro ny olana tokony hovahana

Fototry ny tsy fandrosoan’ny firenena ny firafitra izay miankin-doha betsaka amin’ny fitrandrahana harena ankibon’ny tany mitodika amin’ny fanondranana any ivelany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Aprily 2018
Toekarena.Fampiroboroboana ny indostria Hampandroso haingana be ny toekarena

Saika mitsipozipozy avokoa ny seha-pihariana misy ankehitriny eto Madagasikara. Anisan’izany ny sehatra Indostria izay vitsy eto. 80 monja ny mpikambana ao anatin’ny sendikan’ny Indostria eto Madagasikara kanefa ireo dia mampiditra 916 miliara isan-taona ao amin’ny kitapom-bolam-panjakana ary mampiasa mpiasa 600 000.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 31 Martsa 2018
Toekarena.Tatitry ny iraky ny FMI Mifanohitra amin’ny an’ny mpahay toekarena Malagasy

Nampahafantarina tetsy amin’ny minisiteran’ny vola sy ny fitantanam-bola Antaninarenina fa vita ny tomban’ezaky ny teknisianina avy amin’ny Tahirim-bola Iraisam-pirenena (FMI) izay notarihin’i Marshall Mills,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 31 Martsa 2018
Toekarena.Fampandrosoana an’i Madagasikara Mbola misy ny manao ory hava-manana

Matroka ny tarehimarika ara-toekaren’i Madagasikara navoakan’ny Banky iraisam-pirenena ary voasokajy ho anisan’ny firenena tena marefo isika amin’ny lafiny maro.

Hamaky ny tohiny
FTT