• Alarobia 02 Mey 2018
Toekarena.Vehivavy mpandraharaha Malagasy Hotohanan’ny minisiteran’ny varotra

Ny vehivavy mpandraharaha Malagasy no fantatra fa anisan’ny mavitrika indrindra sady manana ezaka goavana raha oharina amin’ireo vehivavy mpandraharaha mitovy aminy any amin’ny firenen-kafa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Aprily 2018
Toekarena.Fampiroboroboana ny indostria maitso Fampandrosoana ny toekarena sady fitsinjovana ny ho avy

Ilaina ny fananganana indostria ary efa fantatra maneran-tany ankehitriny fa dingana iray lehibe tsy azo ihodivirana eo amin’ny fampandrosoana ny toekarena ny fampiroboroboana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Aprily 2018
Toekarena.Madagasikara Songonan’ireo firenena Afrikanina hatrany

Raha aty Afrika no jerena dia anisan’ny firenena tena mbola milamina i Madagasikara na dia mandalo krizy matetika aza. Saika nisy hatrany ny ra latsaka tamin’ireny tolom-bahoaka niseho rehetra ireny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Aprily 2018
Toekarena.Profesora Mamy Ravelomanana “Kely ny fanantenana ara-toekarena ho an’i Madagasikara”

Manoloana ny savorovoro politika misy eto amin’ny firenena izay tsy mahatafarina mihitsy ny toekaren’i Madagasikara dia nanatona an’i Professeur Agregé Mamy Ravelomanana (P.M.R) mpahay toekarena ny gazety Tia Tanindrazana (T.T) ny amin’ny toe-draharaha misy sy izay ho mety vahaolana ara-politika sy ara toekarena mifanandrify amin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Aprily 2018
Toekarena.Fifanakalozana ara-barotra eto Madagasikara Napetraka ny tondrozotra

Nampahafantarina omaly tetsy amin’ny Carlton Anosy ny fametrahana ny tondrozotra fanamorana ny fifanakalozana ara-barotry ny samy malagasy sy ny firenen-kafa na ny AFE.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Aprily 2018
Toekarena.Foire Internationale de Madagascar Maro ireo mpandraharaha Malagasy efa nahazo tohana taminy

Hotontosaina ny 3,4,5 ary ny 6 mey ho avy izao indray eny amin’ny zone Forello expo Tanjombato ilay hetsika “Foire International de Madagascar” andiany faha-13 karakarain’ny agence de communication le premiere ligne.

Hamaky ny tohiny
FTT