Toekarena

Fifanakalozana ara-barotra eto Afrika Hisy fihenam-bidy 14,3% ireo entana aondrana


  • Zoma 11 Mey 2018

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny alarobia teo tetsy amin’ny hotely Colbert Antaninarenina ny fivoriana fahatelon’ireo manampahaizana momba ny raharaham-padintseranana aty afrika hanamorana ny fifanakalozana ara-barotra amin’ny samy afrikanina.

 

 Araka ny fanazavana, efa mizotra miandalana ny paikady hanatontosana azy io fa fanatsarana hatrany no atao. Rehefa mihatra kosa ny fifanarahana momba ny fifanakalozana ara-barotra na AFE izay novolavolaina nandritry ny fivoriana voalohany sy faharoa tany Libreville, Gabon sy Nairobi, Kenya aorian’ireo fivoriana dia azo heverina ny ahitana fihenam-bidin’ireo entana aondrana hatrany amin’ny 14,3%. Hitombo hatrany amin’ny 20% kosa anefa ny fahafaha-manondrana entana any amin’ireo firenena afrikanina hafa, raha ny fanazavana hatrany.

J. Mirija


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT