• Zoma 18 Mey 2018
Toekarena.Fampandrosoana an`i Madagasikara 750 000 dolara ny fanampiana omen`i Norvezy

Efa 150 taona no niara-niasa i Norvezy sy ny fanjakana Malagasy. Niantomboka tamin`ny fahatongavan`ny misionera norvezianina teto an-toerana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Mey 2018
Toekarena.ITM 2018 Hanatsara ny endrik`i Madagasikara

Mpandraharaha eo amin`ny tontolon`ny fizahantany maherin`ny 75 isa no handray anjara amin`ny “hetsika iraisam-pirenena ho an`ny fizahantany”na ITM,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Mey 2018
Toekarena.Tsenabe “La Grande Braderie de Madagascar” Homena vahana ny orinasa sy ny vokatra Malagasy

Hotontosaina eny amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina ny 23-27 mey ho avy izao ny andiany manaraka amin’ny Tsenabe “La Grande Bradérie de Madagascar”, Karakarain’ny orinasa Madavision.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Mey 2018
Toekarena.Tanora mpikaroka momba ny harem-pirenena « Efa mipoaka ny tolon’ny fokonolona ! »

Manoloana ny zava-misy eto amin’ny firenena dia namoaka fanambarana koa ry zareo avy eo anivon’ny fikambanan’ireo tanora mpiaro sy mpampanjary ny harem-pirenena na ny Tandroharena Madagasikara fa sarotra ny tsy hiteny amin’izao toe-draharaha mitranga izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Mey 2018
Toekarena.Toekarena mifototra amin’ny ranomasina Handresy haingana ny fahantran’ny Malagasy

Mbola mangingina ny resaka toekarena mifototra amin’ny ranomasina (économie bleue) eto Madagasikara. Maro anefa ny firenena efa lasa lavitra tamin’ny fampandrosoana io sehatra io. Anisan’ireny ny nosy Maorisy sy Seychelles izay tena nanao ho zava-dehibe ny fampandrosoana miainga amin’ny fitrandrahana mitodika amin’ny ranomasina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Mey 2018
Toekarena.Fanampiana tosika ny sehatra fanondranana 500 tapitrisa euros no homen’ny vondrona eoropeanina

Omaly zoma 11 mey no natao tetsy amin’ny hotely Carlton ny latabatra boribory ara-toekarena andiany fahefatra iarahan’i Madagasikara sy ny vondrona eoropeanina.

Hamaky ny tohiny
FTT