- Alatsinainy 16 Aprily 2018
Toekarena.ZES Madagascar Miendrika famarotana tanindrazana
Hatreto aloha dia misesy ireo fanehoan-kevitra eo amin’ny mpanao politika, eo amin’ny mpahay toekarena, eo amin’ny sehatra samihafa izay misintona ny sain’ ireo mpikambana ao amin’ny HCC mba tsy hankatoa ireo volavolan-dalàna izay miteraka resabe. Anisan’izany ny lalàna mifehy ny ZES izay tena miendrika ho famoratana tanindrazana hoy izy ireo.
Hamaky ny tohiny