• Talata 24 Aprily 2018
Toekarena.Seranan-tsambon`i Toamasina Ho lohalaharana aty amin`ny Ranomasimbe Indianina sy Afrika

Napetraka omaly alatsinainy ny vato fehizoron`ny fanitarana ny seranan-tsambon` i Toamasina ary haharitra fito taona ny asa fanamboarana izany fotodrafitrasa goavana izany. Mitentina 45,214 miliara Yen japoney na 639 tapitrisa Dolara no famatsiam-bola azo amin’izany ka averina ao anatin’ny 40 taona.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Aprily 2018
Toekarena.Fanitarana ny seranan-tsambon’i Toamasina Manara-maso akaiky ny tetikasa ny BIANCO

Notanterahana omaly tetsy amin’ny Ministeran’ny fitaterana sy ny fampahafantarana ny toetry ny andro Anosy ny atrikasa fanentanana sy fanetsehana hisorohana ny mety hisian’ny kolikoly amin’ny tetikasa fanitarana ny seranan-tsambon’ny Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Aprily 2018
Toekarena.Vokatra ronono eto Madagasikara Mbola ambany dia ambany

Hiditra amin’ny andiany faha 4 ny 18 ka hatramin’ny 20 mey izao ny foira ekonomika lehibe ao Vakinankaratra na ny « Zovy 2018 » atao ao Antsirabe.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Aprily 2018
Toekarena.Fivorian’ny FMI any Washington Miandrandra ny volan’ny FEC mpitondra

Nosokafana tamin’ny 16 aprily lasa teo ny fivoriana “Reunion de printemps” izay ataon’ny Tahirim-bola iraisam-pirenena (FMI) sy ny Banky Iraisam-pirenena any Washington - Etazonia. Ity fivoriana ity moa dia manome sehatra ireo tompon’andraikim-panjakana misehatra amin’ny lafiny vola,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Aprily 2018
Toekarena.Fampiroboroboana ny varotra ivelany Manome lesona ny Karana

Taorian’ny fitsidihana ofisialy teto Madagasikara nataon’ny filoham-pirenena indiana, Ram Nath Kovind sy ny vadiny tamin’ny volana Martsa lasa teo dia misy ny fiaraha-miasa miompana amin’ny ara-toekarena amin’ny ambasadin’ny Inde izay monina sy miasa eto.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Aprily 2018
Toekarena.Mpamboly lavanila ao SAVA Sahirana amin’ny fiahiam-pahasalamana

Mbola tsy manana fahafahana handray an-tanana araka ny tokony ho izy ny fiantohana ny fahasalamany hatreto ireo tantsaha mpamokatra lavanila any amin’iny faritr’i SAVA iny, raha ny fanazavan-drizareo avy eo anivon’ny Symrise, izay isan’ny rafitra iray miahy ny fahasalaman’izy ireo any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
FTT