• Alatsinainy 07 Mey 2018
Toekarena.Air Madagascar sy Air Austral Namondrona ny heriny ho an’ny FIM 2018

Namondrona ny heriny nentina nanohanana ny “Foire Internationale de Madagascar” andiany faha-13 izay nifarana omaly alahady teny amin’ny zone Forello expo Tanjombato ny Air Madagascar sy ny Air Austral.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Mey 2018
Toekarena.Asa fandraharahana sy fanondranana vokatra Efa mitombo ny lalam-barotr’i Madagasikara

Nifarana omaly ilay hetsika goavana ara-toekarena « Foire International de Madagascar » andiany faha-13 izay notanterahina tetsy amin’ny Forello expo Tanjombato.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Mey 2018
Toekarena.Fambolena sy fiompiana Liana ny tanora Malagasy

Nifarana omaly alahady 6 mey ilay foaran’ny biby fiompy sy ny vokatra azo avy aminy (FEPA) andiany fahafolo notanterahina tetsy amin’ny CBA By Pass Alasora.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Mey 2018
Toekarena.Mpandraharaha avy any la Réunion sy eto Madagasikara Hifampizara traikefa

Nampahafantarina tetsy amin’ny Hotel Colbert Antaninarenina omaly ny fisian’ny fihaonambe hokarakarain’ny Groupement des Entreprises de Madagascar (GEM) sy ny Club Export Réunion hatao amin’ny volana novambra ho avy izao any La Réunion.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Mey 2018
Toekarena.Tetikasa “Week end startup” Tanora 80 mianadahy nahazo tombontsoa tany Mahajanga

Tanora 80 mianadahy indray no nahazo tombontsoa tamin’ilay tetikasa Week end startup notanterahina tany Mahajanga nanomboka ny 27 ka hatramin’ny 29 aprily lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Mey 2018
Toekarena.FIM andiany faha-13 Omena vahana manokana ny mpandraharaha vehivavy

Tanterahina nanomboka omaly etsy amin’ny zone Forello Expo Tanjombato haharitra efatra andro ilay « Foire International de Madagascar « andiany faha-13 karakarain’ny agence de communication la première ligne.

Hamaky ny tohiny
FTT