- Alatsinainy 14 Mey 2018
Toekarena.Tanora mpikaroka momba ny harem-pirenena « Efa mipoaka ny tolon’ny fokonolona ! »
Manoloana ny zava-misy eto amin’ny firenena dia namoaka fanambarana koa ry zareo avy eo anivon’ny fikambanan’ireo tanora mpiaro sy mpampanjary ny harem-pirenena na ny Tandroharena Madagasikara fa sarotra ny tsy hiteny amin’izao toe-draharaha mitranga izao.
Hamaky ny tohiny