- Alarobia 06 Jona 2018
Toekarena.QMM Tolagnaro Nitsahatra ny barazy nanakana ny mpiasa
Nitsahatra nanomboka ny andron’ny alatsinainy teo ny fitokonana nentina nanakanana ny fidiran’ny mpiasa tao amin’ny Orinasa mpitrandraka fasimainty ao Tolagnaro dia ny QMM, raha ny vaovao azo avy any an-toerana.
Hamaky ny tohiny