- Sabotsy 26 Mey 2018
Toekarena.Sehatra fambolena eto Madagasikara Tsy mahasahana ny 1% amin’ny hetra miditra akory
Omaly zoma 25 mey no natao ny fanaovana sonia fifanarahana fiaraha-miasa amin’ny sehatra tsy miankina sy ny fanjakana. Sahanala misy fikambanana 16 ahitana mpamboly lavanila miisa 1700 any amin’ny faritr’i SAVA sy ny NR Consult kabinetra ara-ketra ary ny sampandraharaha momba ny hetra no nanao ny fifanarahana.
Hamaky ny tohiny