• Alatsinainy 04 Jona 2018
Toekarena.QMM Tolagnaro 4 andro izao no tsy nihodina intsony ny ozinina

Efa ho 4 andro izao no tsy nihodina intsony ny ozinin’ny QMM mpitrandraka fasimainty ao Tolagnaro satria tsy afaka namonjy ny toeram-piasana ny mpiasa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Mey 2018
Toekarena.Fikaonandohan’ny Zanaka am-pielezan’i Afrika Nahazo fanasana avy amin’i Emmanuel Macron i Erick Rajaonary

Nahazo fanasana manokana handray anjara amin’ilay « Fikaonandohan’ny Zanaka am-pielezan’i Afrika » hotanterahana any Paris ny 22 jona izao Atoa Erick Rajaonary mpanorina ny orinasa Guanomad sady filohan’ny Fivmpama.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Mey 2018
Toekarena.Gender Links Mampiroborobo ny miralenta eny ambanivohitra

Mbola vao 21 % monja ireo vehivavy tompon’andraikitra eto amin’ny firenena ankehitriny raha 50 % no tanjona napetrak’ireo mpiara-miombon’antoka any ivelany hahafahana mampiroborobo ny miralenta eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Mey 2018
Toekarena.Simon Lee mpanorina ny Openflex Hanome vatsim-pianarana ho an’ny tanora mendrika

Rehefa nahatsapa ny fahaiza-manaon’ny mpianatra Malagasy i Stilex na i Simon Lee, tompon’ny orinasa Openflex, dia nanapa-kevitra ny hanohana amin’ny alalan’ny « Université pour tous ».

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 26 Mey 2018
Toekarena.International Fair Tourism Madagascar Hampiroborobo hatrany ny sehatra fizahantany

Omaly zoma 25 mey no nampahafantarina tetsy amin’ny Ofisy Nasionalin’ny fizahantany eto Madagasikara ny hetsika International Fair Tourism Madagascar andiany fahafito izay hotontosaina eny amin’ny Village Voara ny alakamisy 31 mey hatramin’ny alahady 3 jona 2018 ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 26 Mey 2018
Toekarena.Mpandraharaha lavanila Tsy ampy matihanina

Tokony hampiroborobo ny toekarena malagasy ny fandraharahana lavanila eto amintsika, hoy ny tale jeneralin’ny hetra, Louri Garisse Razafindrakoto, saingy olana ny tsy fahampian’ny matihanina eo amin’io seha-pihariana io.

Hamaky ny tohiny
FTT