• Alatsinainy 25 Jona 2018
Toekarena.Fiara Karenjy 62 tapitrisa Ar no vidin’ny iray

Fiara vita Malagasy tena nanana ny lazany ny karenjy. Tao Ankofafa Fianarantsoa no nisy ny foibe mpanamboatra azy ary mbola mijanona ao mandraka ankehitriny saingy efa nisolo mpitantana kosa.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Jona 2018
Toekarena.Guy Rivo Randrianarisoa “Tsy misy olana ny fisokafan’ny AAA-Tiko”

“Orinasa tokony hisokatra ny AAA-Tiko”, hoy ny fanambarana nataon’ny minisitry ny indostria sy ny fampiroboroboana ny sehatra tsy miankina,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Jona 2018
Toekarena.Fiovaovan’ny sandam-bola Olana goavana sedrain’ny orinasa Malagasy

Anisan’ny olana goavana sedrain’ireo orinasa eto amintsika izay mety hampitotongana azy ireny mihitsy ny fiovaovan’ny sandam-bola Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jona 2018
Toekarena.Mpandraharaha Malagasy Velon-taraina amin’ny fidiran’ny entana avy any ivelany

Omaly no nanomboka teny amin’ny Forello Expo Tanjombato ny Salon de l’Industrie de Madagascar karakarain’ny sendikan’ny Indositria eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jona 2018
Toekarena.Salon de l’industrie de Madagascar Manome lanja ny vita Malagasy

Tanterahina nanomboka omaly eny amin’ny Forello Expo Tanjombato, haharitra efatra andro ilay Salon de l’Industrie de Madagascar, karakarain’ny sendikan’ny Indositria eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jona 2018
Toekarena.CNaPS sy ny banky BNI Hiara-kiasa hizara vola fisotroan-dronono

Hiara-kiasa hizara vola fisotroan-dronono ny tahirim-pirenena ho an’ny fiahiana ara-tsosialy ( CNaPS) sy ny banky BNI manomboka izao.

Hamaky ny tohiny
FTT