• Talata 19 Jona 2018
Toekarena.Minisiteran’ny fambolena sy fiompiana Mitaky ny hialan’ny minisitra ny sendikan’ny mpiasa

Raikitra ny fitokonana faobe eo anivon’ny minisiteran’ny fambolena sy ny fiompiana etsy Anosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Jona 2018
Toekarena.Fandraharahana omby Tsy mamparisika intsony noho ny tsy fandriampahalemana

Nanatanteraka fivoriana niaraka tamin’ireo solontenan’ny mpivarotra henan’omby eto Antananarivo ny filoha mpitantana ny kaoperativa Madaomby sy ireo mpiara-miasa aminy, ny sabotsy lasa teo, teny amin`ny foibeny tetsy Soanierana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Jona 2018
Toekarena.Fanitarana ny seranan-tsambon’i Toamasina Efa vonona ny vola, hanomboka ny asa

Nambaran’ny tale jeneralin’ny SPAT Avellin Christian Eddy fa efa hiroso tsy ho ela ny asa fanitarana ny seranan-tsambon’i Toamasina, raha ela niandrasana izany ny rehetra satria efa vonona ny vola sy ny mpiasa ary ireo orinasa telo hisahana ny asa fanitarana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Jona 2018
Toekarena.Ivontoerana « CTHT » Toamasina Hahazo 7 miliara ariary avy amin’ny Vondrona eoropeanina

Tonga tany Toamasina ny faran’ny herinandro teo ny masoivohon’ny vondrona eoropeanina miasa sy monina eto amintsika, Atoa Antonio Sanchez-Benedito, nanao ny sonia fanomezam-bola ny ivon-toerana CTCP na “Centre de Transformation et de Conservation des Produits”

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Jona 2018
Toekarena.Fiaraha-miasan’ny CNaPS sy ny FLM Navitrika ny mpiofana tany Manakara

Taorian’ny sinodam-paritry ny FLM Betroka dia tanteraka tamin’ny herinandro teo ny anjara fiofanana ho an’ny synodam-paritra Manakara ahitana fileovana 19 izay natao tao amin’ny FLM Tanambao Manakara ny 11 sy 12 jona ary ny synodam-paritra Anala, izay natao tao Ifanadiana ny 13 sy 14 jona lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Jona 2018
Toekarena.Fetin’ny aterineto Nomena lanja ny marika Malagasy

Nankalazaina tetsy amin’ny Akademia malagasy etsy Tsimbazaza omaly ny « Madagascar Internet Day » na ny andro natokana ho an’ny aterineto, izany hoe fetin’ny aterineto eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT