• Zoma 22 Jona 2018
Toekarena.Mpandraharaha Malagasy Velon-taraina amin’ny fidiran’ny entana avy any ivelany

Omaly no nanomboka teny amin’ny Forello Expo Tanjombato ny Salon de l’Industrie de Madagascar karakarain’ny sendikan’ny Indositria eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jona 2018
Toekarena.Salon de l’industrie de Madagascar Manome lanja ny vita Malagasy

Tanterahina nanomboka omaly eny amin’ny Forello Expo Tanjombato, haharitra efatra andro ilay Salon de l’Industrie de Madagascar, karakarain’ny sendikan’ny Indositria eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jona 2018
Toekarena.CNaPS sy ny banky BNI Hiara-kiasa hizara vola fisotroan-dronono

Hiara-kiasa hizara vola fisotroan-dronono ny tahirim-pirenena ho an’ny fiahiana ara-tsosialy ( CNaPS) sy ny banky BNI manomboka izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jona 2018
Toekarena.Sendikan’ny mpiasan’ny hetra Aza tsabahana ny volam-panjakana

Nitohy hatrany ny fitokonan’ny mpiara-miasa ao amin’ny fadin-tseranana sy ny hetra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Jona 2018
Toekarena.AAA-Tiko Andranomanelatra Efa niala ireo mpitandro ny filaminana

Ny alarobia 13 jona lasa teo no niala tao amin’ny orinasa AAA-Tiko tao Andranomanelatra ireo mpitandro ny filaminana maro nasaina niambina sy nanao sakana tao an-toerana nandritra ny fotoana naharitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Jona 2018
Toekarena.Vokatra azo avy amin’ny ranomamy sy ranomasina Hitondra fampandrosoana haingana ara-toekarena

Ankoatra ny fambolena sy fiompiana, ny harena an-kibon’ny tany ary ny fizahantany dia tena manankarena haren-dranomasina i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT