- Alakamisy 28 Jona 2018
Toekarena.Fitokonana sy fitakiana Hikatso tanteraka ny ladoany ?
Omaly alarobia 27 jona no nivory sy nanao valandresaka tamin’ny mpanao gazety ny sendikan’ny mpiasan’ny fadin-tseranana sy ny hetra. Mitohy ary hihamafy ny tolona noho ny tsy fihainoana sy ny tsy fahazoana valiny mahafa-po nandritra ny roa volana.
Hamaky ny tohiny
