• Sabotsy 25 Aogositra 2018
Toekarena.Openflex, mpanohana ofisialy ny « Salon 3in1 Event » novokarin'ny As'Sidus Madagascar

Efa tsy misy vina amintsika intsony ny resaka fampiratiana sahala amin'itony. Tamin'ity indray mitoraka ity, nokarakaraina tao amin'ny Carlton Anosy ny 16 sy 17 aogositra lasa teo ny « Salon 3in1 Event ».

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Aogositra 2018
Toekarena.Toekarena marin-toerana sy maharitra Maro ireo tanjona tsy maintsy tratrarin’i Madagasikara

Marefo ny toekaren’i Madagasikara ary tsy marin-toerana ny harifaobe. Misy ny fetra ezahina raha tiana ho tojo ny fampandrosoana ny firenena Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Aogositra 2018
Toekarena.Vovonan’ny tanora Malagasy Hitondra ny anjara birikiny amin’ny fampandrosoana

Nampahafantarina tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo ny fijoroan’ny plateforme MG ikambanan’ny ireo tanora sy fikambanana maro samihafa mivondrona ho amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 18 Aogositra 2018
Toekarena.Fitrandrahana fasimainty ao Faradofay Vonon-kanakana koa ireo mponina

Raha vao mikasa hanomboka ny fitrandrahany ao Toliara ny orinasa Toliara Sand dia efa mahery vaika sahady ny fanakanan’ireo zanaky ny faritra Androy izany ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Aogositra 2018
Toekarena.Raharaha QMM Tsy raharahian’ny fanjakana

Manana petra-bola 20% ao amin’ny QMM ny fanjakana Malagasy kanefa toa mitazam-potsiny ny olana manjo ity orinasa ity. Rantsan’ny orinasa matanjaka Rio Tinto izay miasa amina firenena marobe eto ambonin’ny tany ny QMM.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Aogositra 2018
Toekarena.Fampandrosoana ny toekaren’i Madagasikara Sakana ny tsy fisian’ny firaisankina

Rariny raha saika voafehin’ny vahiny ary eo am-pelatanany avokoa ny toekaren’i Madagasikara. Tsy mba misy fiaraha-mientana sy firaisan-tsaina eto fa samy mandeha samy mitady ny ankamaroan’ny Malagasy.

Hamaky ny tohiny
FTT