• Talata 18 Septambra 2018
Toekarena.Fanofana fiara mandeha vakansy Ny vahiny no tena betsaka

Nanomboka omaly ny fanadinana bakalorea ary ho tapitra ny alakamisy ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Septambra 2018
Toekarena.Lalana eto Madagasikara Tsy arakaraka ny velaran-tany

Anisan’ny nampiavaka ny filoha Marc Ravalomanana ny fanamboaran-dalana nataony tamin’ireny taom-piasana ireny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Septambra 2018
Toekarena.Tsenabe iraisam-pirenena ara-pamokarana Namboraka ny hetahetany ny tantsaha

Omaly alakamisy 13 septambra no nosokafana tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Zone Forello Tanjombato ny Tsenabe iraisam-pirenena mahakasika ny ara-pamokarana (FIA) andiany faharoa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Septambra 2018
Toekarena.Raboana Holijaona “Fanondranana entana efa vita no hanainga ny toekaren’i Madagasikara”

Tsy ampy ny fanondranana ireo akora fototra fotsiny toy ny lavanila, ny kafe sy ny jirofo fa tokony hivarotra ny vokatra sy entana efa vita i Madagasikara, hoy ny mpahay toekarena Raboana Holijaona.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Septambra 2018
Toekarena.Vitrine du Vakinankaratra Nisongadina hatrany ny orinasa TIKO

Fahombiazana ho an’ny orinasa Tiko AAA ny fandraisan’anjarany indray tamin’ny “Vitrine du Vakinankaratra”, andiany faha-21 notanterahina ny faran’ny herinandro teo iny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Aogositra 2018
Toekarena.Orinasa Chicky Nomen’ny Miarakap 400 tapitrisa Ariary

Dimy volana taorian’ny fampahafantarana tamin’ny fomba ofisialy ny Miarakap dia nisy tamin’ireo orinasa kely vao manomboka sy teraka ireo (Startup) no nahazo famatsiam-bola sy fanohanana sahady.

Hamaky ny tohiny
FTT