• Alarobia 26 Septambra 2018
Toekarena.Iraky ny FMI Nihaona tamin’ny praiminisitra

Nihaona tamin’ny praiministra Ntsay Christian teny Mahazoarivo omaly ireo iraka avy amin’ny Tahirim-bola iraisam-pirenena (FMI) notarihin’i Marshall Mills.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Septambra 2018
Toekarena.Fampiroboroboana ny Indostria Any Korea Atsimo ny minisitra Guy Rivo

Manao fitsidihana any Korea Atsimo ny minisitry ny Indostria Guy Rivo Randrianarisoa amin’izao ho tohin’ny ny « Semaine de Corée » natao teto

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Septambra 2018
Toekarena.Fikirakirana vola anaty finday Manomboka mahazo vahana eny amin’ny banky

Manomboka miroborobo ary mizotra mankany amin’ny fikirakirana vola anaty finday ny eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Septambra 2018
Toekarena.Rindrambaiko « Openflex » Nozaraina maimaimpoana nandritra ny FIA

Nandray anjara mavitrika tamin'ny andiany faharoan'ny FIA na ny « Foire Internationale de l'Agriculture » ny 13-16 septambra lasa teo tao amin'ny Zone Forello Tanjombato ny Openflex,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Septambra 2018
Toekarena.Fitrandrahana monazita ao Tolagnaro Tena mampidi-doza, hoy ireo solontenan’ny mponina

Ankoatra ny tsy fandoavana ny onitra (compensation) ataon’ny orinasa QMM dia nanao fanambarana indray ny solontenan’ny mponina sy ny mpiaro ny zon’olombelona omaly alarobia 19 septambra tetsy amin’ny Hotely Telozoro Andrefanambohijanahary .

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Septambra 2018
Toekarena.Famokarana angovo “Aleo hisy ny fifaninanana”, hoy i Saraha Rabeharisoa

Ny 80%-n’ny fianakaviana malagasy no mbola mahandro sakafo amin`ny afon-tsaribao.

Hamaky ny tohiny
FTT