• Sabotsy 11 Aogositra 2018
Toekarena.Fampiroboroboana ny Indostria Tena mbola mila ezaka be i Madagasikara

Napetraka omaly zoma 10 aogositra tetsy amin’ny hotely Colbert Antaninarenina ilay “baromètre de l’industrialisation de Madagascar” nokarakarain’ny “Alliance pour l’Industrialisation” hikambanan’ny FIVPAMA,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Aogositra 2018
Toekarena.Fampandrosoana ny maha olona Tratra aoriana i Madagasikara

Mbola mila ezaka be i Madagasikara raha mijery ny tatitra nasionaly momba ny fampandrosoana ny maha olona (RNDH) eto Madagasikara nataon’ny tetikasan’ny firenena mikambana PNUD.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Aogositra 2018
Toekarena.Fanadihadiana atao amin’ny renim-pianakaviana Hiantraika amin’ny fanapahan-kevitra ara-toekarena

Omaly alarobia 8 aogositra no nampahafantarina tetsy amin’ny minisiteran’ny toekarena sy ny teti-pivoarana ny fisian’ny fanadihadiana nasionaly voalohany atao amin’ny renim-pianakaviana anatin’ny tokantrano miisa 21 000 eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Aogositra 2018
Toekarena.Maorisy-Madagasikara Hifampizara traikefa amin`ny ladoany Malagasy

Tonga nitsidika tamin’ny fomba fifanajana ny praiminisitra Ntsay Christian, ny Ambasadaoron’i Maorisy eto Madagasikara, Sem Goburdhun Datakarran, omaly tetsy amin`ny lapan`i Mahazoarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Aogositra 2018
Toekarena.Vokatra Malagasy Misy tokony hahodina eto Madagasikara ihany

Manana ny faritra mampiavaka azy amin’ny famokarana i Madagasikara. Rehefa miditra ny fotoam-pahavaratra atsy ho atsy dia maro be indray izao ny vokatra hiakatra.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 04 Aogositra 2018
Toekarena.Minisiteran’ny Indostria Hamaha ny olan’ireo orinasa madinika

Nanomboka omaly zoma 03 aogositra tetsy amin’ny Hotely Carlton Anosy ny hetsika fampirantiana orinasa madinika sy salantsalany. 2 andro ny hetsika ary hanome sehatra tanteraka ny tontolon’ny fandraharahana.

Hamaky ny tohiny
FTT