- Alakamisy 02 Aogositra 2018
Toekarena.Orinasa madinika sy salantsalany Mila tosika mafy, hoy ireo mpisehatra
Ho tontosaina etsy amin’ny Carlton Anosy rahampitso sy rahafakampitso ny hetsika “Salon PME et Startups” na ny varotra fampirantiana momba ny orinasa madinika sy salantsalany mba hahafahana manokatra bebe kokoa ny seham-pivelaran’izy ireo, raha ny fanazavana, tetsy Antsakaviro omaly.
Hamaky ny tohiny