• Zoma 02 Novambra 2018
Toekarena.HAONA FI eny amin’ny Village Voara Ambohipihaonan’ny fiarahamonina

Nosokafana tamim-pomba ôfisialy teny amin’ny Village Voara Andohatapenaka omaly alakamisy 1 novambra ilay hetsika Haona fi, foara karakarain’ny Fiangonana Fjkm mandritra ny telo andro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Novambra 2018
Toekarena.Fampandrosoana ifotony Nanolotra 66 miliara Ariary ny fanjakana Alemana

Nisy ny fifanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa momban’ny tetikasa dingana faharoa ho fampandrosoana ny rehetra sy ny fitsinjaram-pahefana (PDCID II) natao tetsy amin’ny Ministeran’ny fitantanam-bola sy ny tetibola Antaninarenina tamin’ny Alarobia 31 Oktobra teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Oktobra 2018
Toekarena.Tsy fahampian’ny tarehimarika momba ny fambolena Manakana ny fampandrosoana ara-toekarena

Omaly talata 30 oktobra no natao tetsy amin’ny DLC Anosy ny latabatra boribory nandraisan’ny mpamokatra sy ny mpikirakira tarehimarika hanomanana ny fanisana ankapobeny momba ny fambolena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Oktobra 2018
Toekarena.Minisiteran’ny Indostria Hilofo hatrany hampandrosoana ny sehatra tsy miankina

Ho fampiroboroboana ny sehatra tsy miankina dia nisy omaly alatsinainy 29 oktobra ny fifanatonana sy fifampiresahan’ny fanjakana sy ny tsy miankina (dialogue publique-privé) tetsy amin’ny Hotely Carlton Anosy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 27 Oktobra 2018
Toekarena.Toekaren’i Algérie Misy ireo sehatra nilofosana mafy vao tojo fampandrosoana

Anisan’ny firenena afrikanina manana hery ara-toekarena i Algérie amin’izao fotoana. Nanambara ny ambasadaorony, Bafdal Mokaddem, nandritra ny fanokafana ny faha-64 taonan’ny fahafahan’i Algerie

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Oktobra 2018
Toekarena.Sehatra harena ankibon’ny tany Manome 1 hatramin’ny 5% monja amin’ny harinkarena faobe

Ampahafantarina nanomboka ny alatsinainy eny amin’ny Mining Business Center Ivato ny harena ankibon’ny tany Malagasy.

Hamaky ny tohiny
FTT