Toekarena

Ho very eo ianao !


  • Zoma 28 Septambra 2018

Ahoana ry Jean ? Inona no vaovao ? Hatramin’izao ve ianao rangahy ity dia mbola manohy io fikan’antitrao io ihany a ?

 

Efa araky ny eto an-tanàna anie ianareo hoe mpisoloky e ! Misy akamanareo anefa tsy kobo mihitsy hoe manao an’izany satria izy tena mahay manafina. Ny anao rangahy ity tsy mba olona tsy voanao no hanaovanao vinany fa ny efa tratra foana ve no mbola iverenanao atao an’izany ? Koa raha tsy vendrana izy koa ! Tena mahatsikaiky ahy ity ataonao ity. Mba marina e ! Ary tsy mahagaga ahy ihany raha notsipahin-dry zalahy ambavafo ianao tamin’ny 5 taona lasa koa. Izao foana kosa ve moa no ataonao koa ! Raha izaho no eo amin’ny toeranao dia alamina daholo aloha ny tsy milamina rehetra ! Tena aleo rehefa vitanao izay vao miverina milingilingy amin’ity ketrika ity ianao. Veloma aloha fa tss..!!

Marco

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT