• Alakamisy 18 Oktobra 2018
Toekarena.Banky Iraisam-pirenena Hitarafana ny fandrosoan’ny firenena ny teknolojia ampiasainy

Omaly alarobia 17 oktobra no andro iraisam-pirenena natokana ho fanafoanana ny fahantrana. Nanamarika izany ny teto Madagasikara ary nisy ny atrikasa maneran-tany nokarakarain’ny Banky Iraisam-pirenena niraisana tamin’ny firenena

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Oktobra 2018
Toekarena.Fampandoavan-ketra eto Madagasikara Mbola ilana ezaka be

Mbola tena sarotra ny asa fampandoavan-ketra manerana an’i Afrika ary hita taratra izany eto Madagasikara. Raha ny eto amin’ny firenena Malagasy manokana dia tsy mbola ampy ny serasera sy ny fanentanana amin’ny fampandoavan-ketra, indrindra ny any amin’ny tontolo ambanivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Oktobra 2018
Toekarena.Filankevitra ara-pitsipi-pifehezana momba ny tetibola sy ny vola Mahavoasazy ireo fahadisoana ara-pitantanana

Omaly alarobia 3 oktobra no nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hotely Carlton Anosy ny andraikitry ny filankevitra ara-pitsipi-pifehezana momba ny tetibola sy ny vola (CDBF).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Oktobra 2018
Toekarena.Famatsiam-bolan’ny Vondrona Eoropeanina Misy ezaka maika tsy maintsy atao vao azo ny FED-11

Omaly talata 2 oktobra no nanatanteraka fitsidihana an-dRamatoa minisitry ny fitantanam-bola sy ny teti-bola, Vonintsalama Sehenosoa Andriambololona tetsy amin’ny biraony Antaninarenina ny ambasadaoro vaovaon’ny Vondrona Eoropeanina, Andriamatoa Giovanni Di Girolamo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Oktobra 2018
Toekarena.Fifanarahana fiaraha-miombon’antoka ara-toekarena Tombony ho an’ireo firenena manao azy

Maro ny tombony azo amin’ny fifanarahana fiaraha-miombon’antoka ara-toekarena (APE) ataon’ny firenena anankiray. Io APE io mantsy no miteraka ireo fepetra ilaina amin’ny varotra sy ny fandraharahana amin’ireo firenena manao azy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Oktobra 2018
Toekarena.Vatosoa eto Madagasikara Malagasy avokoa no mitrandraka azy

Ny 40%-n’ny vatosoa ampiasaina manerana izao tontolo izao dia avy eto Madagasikara avokoa.

Hamaky ny tohiny
FTT