• Talata 30 Oktobra 2018
Toekarena.Minisiteran’ny Indostria Hilofo hatrany hampandrosoana ny sehatra tsy miankina

Ho fampiroboroboana ny sehatra tsy miankina dia nisy omaly alatsinainy 29 oktobra ny fifanatonana sy fifampiresahan’ny fanjakana sy ny tsy miankina (dialogue publique-privé) tetsy amin’ny Hotely Carlton Anosy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 27 Oktobra 2018
Toekarena.Toekaren’i Algérie Misy ireo sehatra nilofosana mafy vao tojo fampandrosoana

Anisan’ny firenena afrikanina manana hery ara-toekarena i Algérie amin’izao fotoana. Nanambara ny ambasadaorony, Bafdal Mokaddem, nandritra ny fanokafana ny faha-64 taonan’ny fahafahan’i Algerie

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Oktobra 2018
Toekarena.Sehatra harena ankibon’ny tany Manome 1 hatramin’ny 5% monja amin’ny harinkarena faobe

Ampahafantarina nanomboka ny alatsinainy eny amin’ny Mining Business Center Ivato ny harena ankibon’ny tany Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Oktobra 2018
Toekarena.Fiaingan’ny toekarena Azo ahena ny sehatra fambolena

Na dia nahitana fitomboana kely ary ny fandraharahana amin’ny sehatry ny orinasa dia tsy amin’ny tokony ho izy eto Madagasikara. Manome 15% monja amin’ny tahan’ny harinkarena faobe ny sehatra Indostria.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Oktobra 2018
Toekarena.Sehatry ny vato sarobidy Hetsika goavana no tanterahana eny amin’ny MBC Ivato

Voalohany eto Madagasikara ny fisiana hetsika lehibe momba ny vato sarobidy dia ny Salon des gemmes et des bijoux. Nanomboka omaly eny amin’ny Mining Business Center (MBC) Ivato izy io ary hifarana amin’ny sabotsy 27 oktobra izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Oktobra 2018
Toekarena.Fizakan-tena ara-bola Hitondra fampandrosoana ara-toekarena

Anisan’ny singa iray hahatongavana amin’ny fampandrosoana ara-toekarena ny fizakan-tena ara-bolan’ny firenena iray.

Hamaky ny tohiny
FTT