• Alarobia 21 Novambra 2018
Toekarena.Orinasa Socolait Miezaka manome lanja ny vokatra tena Malagasy

Miezaka manome lanja hatrany ny vokatra tena malagasy ny orinasa Socolait. Tsy manafatra akora avy any ivelany intsony izy ireo ankehitriny fa miaina amin’ireo ronono vokariny eto an-toerana toy ny ao Antsirabe.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Novambra 2018
Toekarena.Fandraharahana eto Madagasikara Olana ny tsy fisian’ny fanabeazana ara-bola

Nisy ny atrikasa fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny Stratejia Nasionaly ho fampidirana ny rehetra ho ao amin’ny rafitra mpampindram-bola (SNIM) ho an’ny taona 2018 ka hatramin’ny 2022 notanterahina tetsy amin’ny Hotely Colbert Antaninarenina omaly alarobia 14 novambra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Novambra 2018
Toekarena.Fampandrosoana ara-toekarena Ilaina ny fampivoarana ny Indostria Malagasy

Tokony hifantoka tanteraka amin’ny fampandrosoana amin’izay ny Malagasy ary vonona i Korea Atsimo hanohana, indrindra ny amin’ny lafiny toekarena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Novambra 2018
Toekarena.Fampandrosoana ara-toekarena Ilaina ny fampivoarana ny Indostria Malagasy

Tokony hifantoka tanteraka amin’ny fampandrosoana amin’izay ny Malagasy ary vonona i Korea Atsimo hanohana, indrindra ny amin’ny lafiny toekarena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Novambra 2018
Toekarena.Fikambanan’ny vehivavy mpandraharaha eto Madagasikara Hiezaka hanome lanja hatrany ny vokatra Malagasy

Nisy ny atrikasa nataon’ny Fikambanam-behivavy Mpandraharaha eto Madagasikara (GFEM) omaly alatsinainy 12 novambra tetsy amin’ny Hotely Le Pave Antaninarenina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Novambra 2018
Toekarena.Harena ankibon’ny tanin’i Madagasikara Ny vahiny no tena migoka ny tombony

Harena ankibon’ny tanin’i Madagasikara Ny vahiny no tena migoka ny tombony

Hamaky ny tohiny
FTT