- Alatsinainy 05 Novambra 2018
Toekarena.Toekarena eto Madagasikara Iza no filoha afaka hanarina izany ?
Hiaraha-mahita fa tsy tafavoaka i Madagasikara manoloana ny zava-misy ara-toekarena ankehitriny.
Hamaky ny tohinyHiaraha-mahita fa tsy tafavoaka i Madagasikara manoloana ny zava-misy ara-toekarena ankehitriny.
Hamaky ny tohinyNifarana ny sabotsy 3 novambra lasa teo rehefa naharitra telo andro ilay hetsika Haona Fi, foara nokarakarain’ny fiangonana Fjkm nentina nampihaonana ny fiarahamonina teny amin’ny village voara Andohatapenaka.
Hamaky ny tohinyNanapa-kevitra ny hitazona ny taha torolalana (taux directeur :TD) ho 9,5% ny banky foiben’i Madagasikara (BFM) tamin’ny fanambarana nataony omaly zoma 2 novambra.
Hamaky ny tohinyNosokafana tamim-pomba ôfisialy teny amin’ny Village Voara Andohatapenaka omaly alakamisy 1 novambra ilay hetsika Haona fi, foara karakarain’ny Fiangonana Fjkm mandritra ny telo andro.
Hamaky ny tohinyNisy ny fifanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa momban’ny tetikasa dingana faharoa ho fampandrosoana ny rehetra sy ny fitsinjaram-pahefana (PDCID II) natao tetsy amin’ny Ministeran’ny fitantanam-bola sy ny tetibola Antaninarenina tamin’ny Alarobia 31 Oktobra teo.
Hamaky ny tohinyOmaly talata 30 oktobra no natao tetsy amin’ny DLC Anosy ny latabatra boribory nandraisan’ny mpamokatra sy ny mpikirakira tarehimarika hanomanana ny fanisana ankapobeny momba ny fambolena.
Hamaky ny tohiny