- Sabotsy 22 Desambra 2018
Toekarena.Orinasa Telma Hampindram-bola hanaovana fety
Efa hatramin’ny taona 2010 no nanamaivana ny fahafaha-mamindra volan’ireo mpanjifany amin’ny alalan’ny tolotra MVola ny orinasa Telma,
Hamaky ny tohinyEfa hatramin’ny taona 2010 no nanamaivana ny fahafaha-mamindra volan’ireo mpanjifany amin’ny alalan’ny tolotra MVola ny orinasa Telma,
Hamaky ny tohinyBe dia be ny ratra navelan`ny endriky ny fifampitondrana nandritra ny dimam-polo taona mahery.
Hamaky ny tohinyHotanterahina ny 20 ka hatramin’ny 24 desambra ho avy izao etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy Mahamasina ilay hetsika La Grande Braderie de Madagascar andiany farany amin’ity taona 2018 ity, karakarain’ny Madavision.
Hamaky ny tohinyMiankin-doha be amin’ny fambolena i Madagasikara kanefa 25,6% no mba ho entin’io sehatra io ao amin’ny harinkarena faobe (PIB).
Hamaky ny tohinyLoza amin’atambo no ateraky ny fakana an-keriny hanaovana fampihorohoroana ny takalon`ny aina amina vola. Tsy fantatra intsony izay tena marina sy ao ambadik`io fomba ratsy io.
Hamaky ny tohinyTsy misy fatiantoka ho an’ny sehatra tsy miankina, indrindra ny mpandraharaha, ny fanaraha-maso aorian’ny fandoavana fadin-tseranana (contrôle après dédouanement).
Hamaky ny tohiny