• Talata 15 Janoary 2019
Toekarena.Fianarantsoa Azo hanaingana ny toekaren’i Madagasikara

Nifaly havanja sy nitotorebika ary nikorana ireo zanaky ny faritra dimy dia Atsimo Atsinanana, Vatovavy Fitovinany, Ihorombe, Matsiatra Ambony ary Amoron’i Mania izay mandrafitra ny faritanin’i Fianarantsoa tamin’ny faran’ny herinandro teo tetsy amin’ny Espace Myrah Ambatomaro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Janoary 2019
Toekarena.Paty, savony, bodofotsy avy any ivelany Hotataovana haban-tseranana

Hanomboka ny talata 15 janoary ho avy izao dia hotataovana haban-tseranana ny fanafarana paty, savony ary ny bodofotsy avy any ivelany, hoy ny rafitra mpanao fanadihadiana amin’ny lalàna momba ny fifaninanana (ANMCC) tamin’ny sabotsy 12 janoary lasa teo tetsy amin’ny foiben-toerany Antanimena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Janoary 2019
Toekarena.Fampandrosoana ara-toekarena eto Madagasikara Ilàna mpitondra feno fahasahiana

Nanambara ireo tanora mivondrona ao amin’ny vovonana iraisan’ny fikambanana silamo fa raha tiana ho tojo fampandrosoana haingana i Madagasikara dia tsy maintsy manana fahasahiana amin’ny fandraisana fanapahan-kevitra ny mpitondra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Janoary 2019
Toekarena.Orinasa Malagasy Tsy misy ary tsy ampy ny fiofanana

Olana tanteraka eto Madagasikara ny tsy fahampiana sy tsy fisian’ny fampiakarana ny faripahaizana sy ny fahaiza-manaon’ny isam-batan’olona eo anivon’ny orinasa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Janoary 2019
Toekarena.Fampananana asa ny tanora Tokony ho laharam-pahamehana eto Madagasikara

Maro be ireo zaza, ankizy ary tanora sahirana amin’ny lafiny fampianarana ankehitrny eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Desambra 2018
Toekarena.Fampandrosoana ara-toekarena Tsy marin-toerana ny harifaobe eto Madagasikara

Miainga amin’ny fahamarinan-toeran’ny harifaobe (stabilités macroéconomiques) ny fiaingan’ny toekarena kanefa tsy mbola misy mihitsy izany eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
FTT