- Zoma 25 Janoary 2019
Toekarena.Banky foiben’i Madagasikara Tsy mbola mieritreritra ny hamoaka vola vaovao
Nahoraka ny ho famoahan’ny Banky Foiben`i Madagasikara vola vaovao mitambatra toy ny 50 000 Ariary sy 100 000 Ariary ao anaty tambajotran-tserasera.
Hamaky ny tohiny