- Zoma 28 Desambra 2018
Toekarena.Orinasa Telma Nahatsangana tranombarotra miisa 68
Namoaka ny tomban’ezaka vitany tao anatin’izao taona 2018 izao omaly ny avy eo anivon’ny orinasam-pifandraisana Telma. Isan’ny zava-dehibe tontosa tamin’ity taona ity, raha ny fanazavana, ny fitsanganana tranombarotra na Shop Telma miisa 68 manerana an’i Madagasikara.
Hamaky ny tohiny