- Alatsinainy 21 Janoary 2019
Toekarena.Fanendrena tomponandraikitra ambony Nametraka fepetra ny ao amin’ny minisiteran’ny fitantanam-bola
Tafapetraka ny fitondram-panjakana vaovao. Mihetsika kosa, manomboka eto ny hazakazaka fakana toerana fanapahana ao ambony ao satria efa voapetraka koa ny fialan’ny governemanta notarihin’ny praiminisitra Ntsay Christian.
Hamaky ny tohiny