• Alatsinainy 17 Desambra 2018
Toekarena.Seha-pihariana fahatelo Afaka mampandroso tsara ny toekarena

Miankin-doha be amin’ny fambolena i Madagasikara kanefa 25,6% no mba ho entin’io sehatra io ao amin’ny harinkarena faobe (PIB).

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Desambra 2018
Toekarena.Fakana an-keriny Miharatsy laza i Madagasikara

Loza amin’atambo no ateraky ny fakana an-keriny hanaovana fampihorohoroana ny takalon`ny aina amina vola. Tsy fantatra intsony izay tena marina sy ao ambadik`io fomba ratsy io.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Desambra 2018
Toekarena.Minisitry ny fitantanam-bola sy ny tetibola Tombony ny azo amin’ny “contrôle après dédouanement”

Tsy misy fatiantoka ho an’ny sehatra tsy miankina, indrindra ny mpandraharaha, ny fanaraha-maso aorian’ny fandoavana fadin-tseranana (contrôle après dédouanement).

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Desambra 2018
Toekarena.Fampananana asa eto Madagasikara Mbola lavitry ny afo ny kitay

Nanao jery todika momba ny politika nasionalin’ny fampananana asa sy fampiofanana arakasa tetsy amin’ny Hotely Colbert Antaninarenina ireo mpisehatra ao amin’izany ao amin’ny minisitera.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Desambra 2018
Toekarena.Paositra Malagasy Hiompana amin`ny asa fandraharahana ara-bola

Nandray ny asany ny tale jeneraly vaovaon`ny Paositra Malagasy (PTT), Ranarison Richard, izay eo anivon`ny minisiteran’ny paositra sy ny fifandraisan-davitra ary ny fampivoarana ny haitao ara-kajy mirindra (MPTDN).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Desambra 2018
Toekarena.Fampananana asa eto Madagasikara Mbola lavitry ny afo ny kitay

Nanao jery todika momba ny politika nasionalin’ny fampananana asa sy fampiofanana arakasa tetsy amin’ny Hotely Colbert Antaninarenina ireo mpisehatra ao amin’izany ao amin’ny minisitera tamin’ny alatsinainy 10 desambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT