- Zoma 08 Febroary 2019
Toekarena.Sehatry ny fampianarana Kitro ifaharan’ny fampandrosoana ny firenena
Rehefa miakatra ny faripahaizan’ny olona dia tokony hiakatra manaraka izay ihany koa ny faripananany.
Hamaky ny tohinyRehefa miakatra ny faripahaizan’ny olona dia tokony hiakatra manaraka izay ihany koa ny faripananany.
Hamaky ny tohinyNahafahana nametraka ny fiaingana ara-toekarena iny fotoam-piasan’ny depiote tapitra tamin’ny talata 5 febroary lasa teo iny, hoy ny filoha lefitry ny antenimieram-pirenena Mahazoasy Freddie.
Hamaky ny tohinyMaro ny toerana tena tsara sy manintona mpizahatany izay tsy fantatry ny Malagasy maro akory ny fisiany. Ao ireo valanjavaboary ao Ranomafana, Masoala, Andasibe. Tsy vitsy ihany koa ireo rova nitoeran’ny Mpanjaka, ny torapasika sy ireo hazo sy biby izay tsy hita afa tsy eto amintsika.
Hamaky ny tohinyMila miainga eny ifotony ny fampandrosoana an’i Madagasikara. Saika mitodika amin’ny fampiroboroboana ny toekarena eny ifotony ny antom-pisian’ny orinasa italiana Tozzi Green.
Hamaky ny tohinyTanana zatra mitsotra ! Manoloana ny fahatraran’ny mpitandro filaminana sokatra 8 sy Soavalindriaka 6 Kg, tamin’ny 12 ora atoandro ny 28 janoary farany teo, tao amin’ny fokontany Bemasoandro, Antanifotsy, RN7 dia velom-panontaniana ny AVG :
Hamaky ny tohinyHiditra amin’ny edisiona fahefatra amin’ny hetsika ASIA-ENJOY indray ny mpikarakara, dia ny agence Première Ligne, amin’ny 30 martsa ho avy izao.
Hamaky ny tohiny