- Alatsinainy 18 Febroary 2019
Toekarena.Fiaingan’ny toekarena Tompon’andraikitra voalohany ny filoha, hoy ny FMI
Tamin’ny zoma 15 febroary farany teo no nandalo indray ny iraky ny Tahirim-bola iraisam-pirenena (FMI) izay tarihin’i Marshall mills nanao ny tomban’ezaka andiany fahefatra nataon’i Madagasikara amin’ny fandaharan’asa Facilité Elargie de Crédit (FEC)
Hamaky ny tohiny