- Talata 26 Febroary 2019
Toekarena.Fanondranana entana aty Madagasikara Miaro ny anjara tsenany i Indonezia
I Indonezia dia anisan’ireo firenena manana tombontsoa sy anjara tsena goavana amin’ny fandefasana ny vokatra mankaty Madagasikara. 5% ny anjara tsenany ny amin’ny fanondranana paty ary 20% ny vovo-tsavony.
Hamaky ny tohiny