• Alakamisy 07 Martsa 2019
Toekarena.Fizahantany Ny Alemana no mandany vola indrindra

Mandray anjara amin`ilay hetsika iraisam-pirenena momba ny fizahantany (ITB) ao Berlin ny mpandraharaha malagasy sy ny ofisim-pirenena misahana ny fizahantany (ONTM).

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Martsa 2019
Toekarena.Fandraharahana amin’ny fambolena Tsy ampy ny fanofanana ireo tanora

Olana hatrany eto Madagasikara ny tsy fahampian’ny fanofanana momba ny fandraharahana ny amin’ny fambolena. Maro be anefa ankehitriny ireo tanora efa mitodi-doha amin’io sehatra io.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Martsa 2019
Toekarena.Sehatra harena ankibon’ny tany Tsy misy fiantraikany ara-toekarena Malagasy hatreto

Lazaina mandrakariva fa firenena manankarena amin’ny harena ankibon’ny tany i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Martsa 2019
Toekarena.Toekarena maneran-tany Miadam-pamindra tanteraka

Nanamarika tanteraka ny fihaonambe ara-toekarena faha-49 natao tany Davos Soisa ny jery todika nataon’ny filohan’ny Tahirim-bola Iraisam-pirenena FMI,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Martsa 2019
Toekarena.Sinoa mitrandraka vato eny Ambohidratrimo Toherin’ny fokonolona hatramin’ny farany

Ampy izay, tsy hanaiky holembenana intsony izahay, hoy ny mponina eny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Febroary 2019
Toekarena.Indostrian’ny lamba Ho jerena manokana ny fiarovana ny fahasalaman’ny mpiasa

Tompon’andraikitra ambony maherin` ny 30 isa eo amin' ny minisitera isan-karazany (Laboratoara, Fahasalamana, Fambolena, Varotra ary Indostria) ary fikambanana nifandraika tamin'ny fampiroboroboana ny fiarovana sy ny fahasalamana amin'ny asa (SST)

Hamaky ny tohiny
FTT