• Talata 26 Martsa 2019
Toekarena.Toekarena Nitotongana ny sandam-bola Ariary

Nitotongana indray ny ariary ka niakatra kely ny sandan’ny vola vahiny na dolara io na euro ; hita mba efa nahazo aina kely ny vola Malagasy tato anatin` ny tapa-bolana teo anelanelan`ny 8 ka hatramin`ny 20 martsa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Martsa 2019
Toekarena.La Grande Braderie Mankalaza ny faha 20 taonany

Hotanterahina ny 27 ka hatramin’ny 30 martsa izao indray ny hetsika la grande braderie de Madagascar andiany voalohany amin’ity taona 2019 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Martsa 2019
Toekarena.Joël Randriamandranto “Mpizahan-tany 800 000 isan-taona no tanjona”

Nandritra ny valan-dresaka niarahana tamina mpanao gazety vahiny iray no nilazan` ny ministry ny fitaterana sy ny fizahan-tany, Joël Randriamandranto, fa ny fizahan-tany no anisan` ny sehatra nampiditra vola betsaka tao anatin`ny kitapom-bolam-panjakana satria nitentina 520 tapitrisa dolara izany tamin`ny taona 2018.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Martsa 2019
Toekarena.Fy Andrinarison “Fototry ny fampandrosoana ny tontolo ambanivohitra”

Iaraha-mahita ny fijalian’ny mpiompy sy ny mpamboly any ambanivohitra amin’izao fotoana izao. Ankoatran’ireo olana miteraka ny fahantran’ny tantsaha dia manampy trotraka izany ny fangalan’ny fanjakana hetra ambony amin’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Martsa 2019
Toekarena.Toekarena maneran-tany Miadam-pamindra tanteraka

Nanamarika tanteraka ny fihaonambe ara-toekarena faha-49 natao tany Davos Soisa ny jery todika nataon’ny filohan’ny Tahirim-bola Iraisam-pirenena FMI, Christine Lagarde nanao ny famelabelarana nilaza fa nisy ny fihemorana ara-toekarena maneran-tany tamin’iny taona 2018 iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Martsa 2019
Toekarena.Toekarena maneran-tany Miadam-pamindra tanteraka

Nanamarika tanteraka ny fihaonambe ara-toekarena faha-49 natao tany Davos Soisa ny jery todika nataon’ny filohan’ny Tahirim-bola Iraisam-pirenena FMI,

Hamaky ny tohiny
FTT