• Sabotsy 13 Aprily 2019
Toekarena.International Fair Tourism Madagascar Nasaina manokana i Indonezia

Omaly zoma 12 Aprily no nampahalalana tetsy amin’ny Ministeran’ny fizahan-tany eto Madagasikara ny hetsika fampahafantarana ny International Fair Tourism (ITM 2019). Fantatra tamin’izany fa namaly avy hatrany ny fanasana natao azy ireo ny firenena Indoneziana ary vonona tanteraka hitondra sy hizara ny traikefany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 13 Aprily 2019
Toekarena.Banky Maneran-tany Olana mampahantra ny vahoaka ny vidin-tsolika

Nivoaka ny tatitra avoakan’ny Banky Maneran-tany isaky ny enim-bolana hanaovana ny fanadihadiana ny toekarena eto Madagasikara. Nanambara ity tatitra ity fa azo leferina ny toekarena tamin’ny taona 2018 lasa teo satria voatazona 5,2% ny tahan’ny fampandrosoana ara-toekarena. Azo io tarehimarika io noho ny fahatsaran’ny famokarana vary tamin’ny taona 2018 satria nidina ny vidiny noho izy betsaka teny an-tsena ary tsy dia nananosarotra ny toetr’andro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Aprily 2019
Toekarena.Hetsika mifamatotra amin’ny toekarena Mila mazava ny tohiny

Iaraha-mahita fa mbola mamaka lalina ny kolikoly eto Madagasikara. Eo amin’ny tsena-barom-panjakana ohatra dia tsy mangarahara fa kitranoantrano hatrany no manjaka ary ireo akamakama ihany no mahazo ny tsena na misy aza fampafahantarana ho an’ny daholobe (appel d’offre).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Martsa 2019
Toekarena.Ketrika.com Manome fihenam-bidy 15 ka hatramin’ny 50%

Notanterahina nanomboka omaly etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina ny hetsika La grande braderie de Madagascar andiany voalohany amin’ity taona ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Martsa 2019
Toekarena.Fampiroboroboana ny tontolon’ny fandraharahana Hizara traikefa ny Belza

Amin’ny alatsinainy 20 ka hatramin’ny sabotsy 25 meyy ho avy izao dia hanatanteraka iraka any amin’ny Nosy La Réunion, Maorisy ary eto Madagasikara ireo solontenan’ny orinasa avy any Belza.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Martsa 2019
Toekarena.Tahirim-bola vahiny Tsy maintsy atao tsara tantana

Anisan’ny tanjon’ny Banky Foiben’i Madagasikara (BFM) ny fampiakarana ny tahirim-bola vahiny sady andraikitra mivantana sahaniny mihitsy.

Hamaky ny tohiny
FTT