- Talata 23 Aprily 2019
Toekarena.Ho avy ara-toekaren’i Madagasikara Mampanahy hatrany
Anisan’ny tombony be ho an’i Madagasikara ny fananany natiora miavaka sy mponina izay afaka miasa tsara sy mafy. Hatreto anefa dia tsy hain’ny mpitondra fanjakana ny manome lanja sy vahana izany ary tsy misy akony amin’ny toekarena mihitsy. Tahaka ny tsy misy vahaolana mihitsy ny sehatra fambolena sy ny indostria, izay hita ho mikatso hatrany kanefa tena iankinan’ny toekarena .
Hamaky ny tohiny