- Zoma 12 Jolay 2019
Toekarena.Fitantanana maharitra ny harena an-dranomasina Tena ilaina ny voka-pikarohana
Haharitra 2 andro ny famolavolana ny paikady hanangonana ireo voka-pikarohana mahakasika ny harena anaty rano.
Hamaky ny tohinyHaharitra 2 andro ny famolavolana ny paikady hanangonana ireo voka-pikarohana mahakasika ny harena anaty rano.
Hamaky ny tohinyHeritaona lasa izay, tonga teto Madagasikara ny alahady 01 jolay 2018, ny tanora 10 (eo anelanelan`ny 20-35 taona) avy any Mayotte sy La Réunion miaraka amin`ny olon-dehibe telo mpanara-dia.
Hamaky ny tohinyManana anjara lehibe ny OIT (Organisme International de Travail) eto Madagasikara amin`ny fampahafantarana ny zava-misy marina manoloana ny fifindramonina arak`asa.
Hamaky ny tohinySarotra ny asan’ny Birao mahaleotena miady amin’ny kolikoly (BIANCO) sy ny Sampandraharaha mahakasika ny famotsiam-bola sy ny famatsiam-bola amin’ny asa fampihorohoroana (SAMIFIN).
Hamaky ny tohinyMaro tamin’ireo olona nanaovana ny fanadihadiana no tsy manana kaonty na mametraka vola any amin’ny banky.
Hamaky ny tohinyNikatona tamin’ny fomba ofisialy omaly alakamisy 4 jolay tetsy amin’ny Hotely Colbert Antaninarenina ilay tetikasa PROCOM izay vatsian’ny vondrona Eoropeanina vola.
Hamaky ny tohiny