• Zoma 05 Jolay 2019
Toekarena.Lalam-pihariana makamba Miantoka ny 55% ny fanondranana hazandrano

Nosokafan’ny minisiteran’ny fambolena sy fiompiana ary ny jono omaly alakamisy 4 jolay tetsy amin’ny Ibis Hotel Ankorondrano ny atrikasa iraisam-pirenena haharitra roa andro momba ny Makamba sy ireo hazandrano.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Jolay 2019
Toekarena.Fampindramam-bola madinika Manampy ny Malagasy amin’ny tetikasany

Sahirana ary tena sahirana ny Malagasy amin’izao fotoana izao. Maro ny miasa tena sy manao izay hahavelona azy fotsiny. Olana ny tsy fahampian’ny vola aodina hanaovana fandraharahana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Jona 2019
Toekarena.Fampandrosoana “Tsy atao sakana ny loko politika”, hoy i Rado Ramparaoelina

Mbola mampiseho ny fahavononany hiatrika ny fifidianana ben’ny tanànan’Ampitatafika sy ny mpanolotsaina, i Rado Ramparaoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Jona 2019
Toekarena.Donald Trump “Hiara-kiasa amin’ny lafiny toekarena sy sosialy isika”

Nandefa taratasy fiarahabana ho an’ny filoha Andry Rajoelina sy ny vahoaka Malagasy noho ny fetim-pirenena ny filoha Amerikanina Donald Trump.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Jona 2019
Toekarena.Seha-pihariana lavanila Mamelona Malagasy 200 000

Hisokatra ny 15 jolay izao ny fiotazana lavanila ho an’ity taona 2019 ity eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Jona 2019
Toekarena.Augustin Rakotonirina “Maika ny fampandrosoana ny faritra Alaotra Mangoro”

Anisan’ny asa maika miandry ny solombavambahoaka Augustin Rakotonirina, lany tany amin’ny distrikan’i Moramanga manomboka izao ny fampandrosoana ny Faritra misy azy.

Hamaky ny tohiny
FTT