• Talata 30 Jolay 2019
Toekarena.Famoronana tetikasa sy fandraharahana Tanora miisa 6 notolorana 500 Euros avy

Sakana ho an'ny tanora Malagasy miditra amin'ny tontolon'ny fandraharahana eto Madagasikara ny tsy fahampian'ny enti-manana hanatanterahana tetikasa. Hany ka mivoaka sempotra tanteraka izay mba te hanangana ny orinasany manokana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jolay 2019
Toekarena.Alarobia Hikatona ny Ivon-toerana fitsaràna fiarakodia

Tsy hisokatra ny Ivon-toerana fitsaràna fiarakodia (centre de la sécurité routière) eny Alarobia noho ny asa fanamboaran-dàlana mampitohy ny « rond-point » Ivandry sy Tsasarasaotra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jolay 2019
Toekarena.Gédéon Rajaonson “Tokony hisy modely mazava ny fampandrosoana ara-toekarena”

Miezaka mametraka ny modely ara-toekarena (modèle économique) ny mpitondra any amin’ny firenena rehetra hatraty amin’ny tany an-dalam-pandrosoana. Misy aza mangalatahaka fotsiny izao ary matetika maro no milaza fa ny any amin’ny firenena tandrefana no tsara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jolay 2019
Toekarena.Madagasikara sy Inde Hanamafy fiaraha-miasa amina sehatra maro

Manantena ny hitazona sy hanamafy orina bebe kokoa ny fiaraha-miasa efa misy eo amin’i Inde sy i Madagasikara, ny Ambasadaoro vaovaon’ny Repoblikan’i Inde, miasa sy monina eto amintsika, Andriamatoa KUMAR Abhay,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jolay 2019
Toekarena.Fandaharan’asa FEC faha-5 43,4 tapitrisa dolara ny famatsiam-bola azon’i Madagasikara

Nankatoavin’ny Filankevi-pitantanan’ny Tahirim-bola iraisam-pirenena (FMI) ny 26 jolay 2019 ny famaranana faha-5 ny fandaharan’asa “Facilité Elargie de Crédit” na FEC.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Jolay 2019
Toekarena.Antenimieran’ny Varotra sy Indostria Hametraka ny toerana tokana fandefasana entana

Nisy ny fanatanterahan’ny delegasion’ny Antenimieran’ny Varotra sy Indositria iraka tany Kenya. Anisan’ny firenena be traikefa eo amin’ny lafiny fandraharahana sy ny fanondranana i Kenya, antony nifidianan’izy ireo azy.

Hamaky ny tohiny
FTT