• Zoma 19 Jolay 2019
Toekarena.Faritra misy hain-tany Tratra farany ara-toekarena

Firenena 196 no handray anjara amin’ny fihaonambe iraisam-pirenena faha-14 momba ny fahamainan’ny tany any New Delhi India.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Jolay 2019
Toekarena.Toekaren’i Madagasikara Tsy tafavoaka raha tsy miroborobo ny famokarana

Hatreto aloha dia hita ho mpiantsena fotsiny ihany i Madagasikara fa tsy mpamokatra eo anivon’ireny tsena iraisam-pirenena ireny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Jolay 2019
Toekarena.Fampandrosoana Ain’ny toekarena ny fitaterana

Amin’ny 14 ka hatramin’ny 17 novambra ho avy izao no hanatanterahina ny fampiratiana voalohany mahakasika ny fitaterana sy ny manodidina izany etsy amin’ny Zone Forello Tanjombato.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Jolay 2019
Toekarena.Tetikasa fambolem-bary midadasika Raikitra ny fakan-kevitra any Mahajanga

Manoloana ny tetikasa fambolem-bary midadasika hataon’ny orinasa “Long De” ao Analatelo, kaominina ambanivohitr’i Katsepy, distrikan’i Mahajanga, faritra Boeny,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Jolay 2019
Toekarena.Vehivavy mpandraharaha Nofanina momba ny lalàna mifehy ny karama

Nanatanteraka atrikasa lehibe teny Isoraka omaly ny fivondronan’ireo vehivavy mpandraharaha mpitantana orinasa na ny GFEM tarihin-dRazakaboana Fanja.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Jolay 2019
Toekarena.Harena azo amin`ny tsy ara-dalàna Mitaky fanaraha-maso maro

Napetraky ny filoham-pirenena tamin’ny didy hitsivolana lah. 2019-015 farany teo ny lalàna mahakasika ny fanenjehana na ny famerenana ny harena sy ny tombontsoa azo avy amin’ny tsy ara-dalàna”, hoy Imbiky Herilaza, mpahay lalàna.

Hamaky ny tohiny
FTT