- Alatsinainy 17 Jona 2019
Toekarena.International Fair Tourism Madagascar 2019 Andrasana ny akony eo amin’ny fizahantany
Nifarana omaly alahady 16 jona ny hetsika fampirantiana momba ny fizahantany ITM andiany fahavalo nokarakaraina teny amin’ny CCI Ivato. Mpandray anjara miisa hatrany amin’ny 300 no nampiranty ny tranohevany teny ary nahatratra 15 000 ny mpitsidika.
Hamaky ny tohiny