- Alatsinainy 26 Aogositra 2019
Toekarena.Fandraharahana eto Madagasikara Maro ny sehatr’asa mila trandrahina
Ao anatin’ny fiandrasana ny fanatanterahana ireo fampanantenana marobe nataon’ny mpitondra isika amin’izao fotoana izao. Misy ny mandeha fa na ilay izy aza efa tamin’ny fotoana lasa.
Hamaky ny tohiny