• Alarobia 14 Aogositra 2019
Toekarena.Faritra Vakinankaratra Sahirana amin’ny famoaham-bokatra

Manatsara ny toekarem-pirenena ny fampiroboroboana ny sehatry ny fandraharahana any amin’ny faritra. Ho an'ny faritra Vakinankaratra manokana, efa manomboka hita taratra ny ezaka ataon’ireo mpandraharaha na dia maro aza ireo sakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Aogositra 2019
Toekarena.Famokarana trondro Tsy maharaka ny filan’Antananarivo

Nanatanteraka atrikasa sy fifampizarana traikefa mahakasika ny fiompiana trondro tamin’ilay tetikasa Ampiana vatsian’ny Vondrona Eoropeanina vola mandritra ny 5 taona ireo fikambanan’ny tantsaha mpiompy mivondrona ao amin’ny APDRA.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Aogositra 2019
Toekarena.Jirofo Malagasy Mbola mila ezaka ny fanatsarana ny kalitao

Misokatra nanomboka omaly alatsinainy 12 aogositra 2019 ary mifarana ny zoma 20 septambra ho avy izao ny fandraisana ireo antontan-taratasy fangatahana fankatoavana ho an’ny taom-piotazana 2019-2020 ny amin’ny fanondranana jirofo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Aogositra 2019
Toekarena.Fampiroboroboana ny tontolo ambanivohitra Miainga amin’ny fanohanana ny tantsaha

Vondron’ny tantsaha rejionaly miisa 10 no nahazo famatsiam-bola 8 hetsy dolara na 2 933 552 000 Ariary (1dolara=3666,94 Ar) avy amin’ny fandaharanasam-panjakana DEFIS. Faritra 3 dia ny faritra Amoron’i Mania,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Aogositra 2019
Toekarena.Fahombiazan’ny firenena Mila tanora mianatra

Nankalazaina omaly alatsinainy 12 aogositra ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny Tanora. Hadino tanteraka ny tanora hatramizay, hoy ny minisitry ny tanora sy fanatanjahantena Tinoka Roberto kanefa manome 60% amin’ny vahoaka Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Aogositra 2019
Toekarena.Fadin-tseranana 600 miliara Ariary no very tanatin’ny 3 taona

600 miliara Ariary ny vola very teny amin’ny fadin-tseranana tao anatin’ny 3 taona noho ny kolikoly sy ny halatra maro, hoy ny praiminisitra Ntsay Christian nandritra ny famoahana ny Inspecteurs de douanes miisa 30 mianadahy tamin’ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
FTT