• Alatsinainy 19 Aogositra 2019
Toekarena.Politika fampivoarana ny vehivavy Tsy hita ao anatin`ny PGE

Niavaka tokoa ny fanolorana ny programanasa ankapoben`ny fanjakana (PGE) nataon`ny praiminisitra Ntsay Christian ary nahabe fanantenana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Aogositra 2019
Toekarena.Savony avy any ivelany Hiakatra 34% ny hetra alaina aminy

Hiakatra 34% ny hetra alaina amin’ny fampidirana savony eto Madagasikara manomboka ny 01 septambra izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Aogositra 2019
Toekarena.Olana amin`ny sehatry ny rano Manakorontana ny toekarena

Tena ilain`ny olombelona amin`ny sehatra rehetra ny rano. Tsy azo tsinontsinoavina ny rano na odiana tsy hita ireo olana mahakasika izany toy izay nitranga teny Andraisora, Ankatso…

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Aogositra 2019
Toekarena.Mpandraharaha mitahiry voamboana na “Palissandre” Asain’ny minisitera manao tombana

Voavoly ny velaran-tany 40.000 ha. Tsy nisy na bolabola 1 aza naondrana. Toy izany koa ny tsy fisiana trafikana hazo sarobidy. 245 isa ireo sokatra hiverina etsy Ivato anio (TTF: omaly) rehefa tra-tehaka tao Kaomoro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Aogositra 2019
Toekarena.Fambolena sy fiompiana eto Madagasikara Olana ny lalam-barotra

Nampahafantarina omaly talata 13 aogositra tetsy amin’ny Hotely Le Louvre Antaninarenina ny fisian’ny foara lehiben’ny fambolena sy fiompiana andiany fahatelo (FIA).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Aogositra 2019
Toekarena.Lalàn’ny fandraharahana Tombony ho an’ny Malagasy

Miambakavaka ary misavoritaka tanteraka ny mpandraharaha Malagasy noho ny tsy fahamarinan-toeran’ny tontolony eto Madagasikara araka ny nambaran’ny mpandraharaha sady depioten’i Faratsiho, Rasolonjatovo Honoré.

Hamaky ny tohiny
FTT