Toekarena

Fampiakarana ny voka-bary Ilaina ny voka-pikarohana mahomby


  • Alakamisy 29 Aogositra 2019

Ambentin-teny mandrakariva amin’izao fotoana izao ny hoe “tokony hahavita tena ara-bary i Madagasikara ny taona 2020”.

 

 

 

 Ny fandavantenan’ny tantsaha hampandroso ny sehatry ny fambolena amin’ny fampiasana ireo teknika moderna mihitsy anefa no antoka hahatrarana izany. Ho fampiroboroboana ny voka-bary eto Madagasikara hanatsarana ny toekarena ambanivohitra ary hipaka amin’ny firenena mihitsy dia nisy ny tatitry ny voka-pikarohan’ny mpianatra avy amin’ny oniversite japoney sy mpampianatra Japoney mandalo eto Madagasikara tetsy Nanisana. Paikady sy fomba hanapariahana ireo teknika rehetra hampiakarana ny voka-bary no novelabelarina. Mila omen-danja ihany koa ny fampiofanana amin’ny fitantanana ara-bola eny ambanivohitra ary tokony hojeren’ny fitondrana malagasy akaiky ny fampanajana ny miralenta any araka ny vokatry ny fikarohana hatrany,

 

Tsirinasolo

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT